Fananganantsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitra.

📸 Pejy an-tsary 09 Mey 2022

🇲🇬 ⚖️ Fananganantsaina teto Faravohitra izay notarihanan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François, niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny sy ny mpiara-miasa rehetra.