Pejy an-tsary : Fidinana ifotony teny amin’ny Fonjabe ao Imerintsiatosika

Fidinana ifotony notarihin’Atoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana nijery ny asa mialoha ny fanolorana ny Fonjabe ao Imerintsiatosika