⚖️ Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOZAFY François eto Mahajanga :
👉 Fihaonana tamin’ireo Tompon’andraiki-panjakana eto Mahajanga
👉 Fihaonana tamin’ireo mpiara-miasa (Mpitsara, Mpirakidraharaha ary Mpandraharahan’ny Fonja) sy fanomezana toromarika amin’ny fanatsarana ny asa.

























































