Fihaonan’ny Mpitahiry Fitombokasem-panjakana sy Minisitry ny Fitsarana tamin’ireo Talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja

Pejy an-tsary Talata 31 Aogositra 2021 : Fihaonan’ny Mpitahiry Fitombokasem-panjakana sy Minisitry ny Fitsarana, Atoa IMBIKI Herilaza tamin’ireo Talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja (DRAP), tao amin’ny Tranom-bokin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra.