Fitsidihina ny ENAP Toamasina

Tsy tontosa tamin’ny volana Aprily lasa teo ny fifaninanana hiditra ho mpandraharaharan’ny fonja. Tsy maintsy atao izay hampangarahara ny valim-panadinana hoy ny Ministry ny Fitsarana. Manomboka izao, ampiasaina ny teknolojia avo lenta ahafahana mampangarahara ny fitsarana sy ny fanadinana hidirana amin’izany. Famerenana ny fitokisan ‘ny vahoaka ny fitsarana no tanjona hoy ny Ministra tompon’andraikitra…Ankoatr’ ireo fanomezana ireo, dia nanolotra « kits » hiarovana amin’ny fiparitahan’ny coronavirus amin’ny anaran’ny tenany manokana, ho an’ny ENAP ny Ministry ny Fitsarana

Nisy ihany koa ny fitsidihina ara-pomba ny Governora ny Faritra Atsinanana. Nofaranana tamin’ ny fihaonan’ny fianakaviamben’ny Fitsarana moa ny dian’ny Ministry ny Fitsarana androany 14-09-2020…