Fiarahabana sy firariantsoa ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana.

🎉 Tontosa anio 09 janoary 2023 teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitrany fiarahabana sy firariantsoa ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOZAFY François mivady, nahatratra ny taona 2023.

📌 Nisolo tena nitondra ny teny firariantsoa tamin’izany ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony eto Madagasikara, Andriamatoa RAKOTONAVALONA Ranary Roberson, natrehin’ireo mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana.