Jour : 2 mai 2023
Posted in Actualités
Lanonam-panokafana ny fivoriana ara-potoana voalohany ny taona 2023.
Published Date: 2 mai 2023
📌 Tonga nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny fivoriana ara-potoana voalohany amin’ity taona 2023 ity ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana R/toa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana anio maraina ny 02 Mey 2023 tetsy amin’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza ary ny folak’andro kosa dia tetsy amin’ny Antenimierandoholona Anosy.








