Jour : 16 novembre 2022
Posted in Autres Evenements
Comité de Pilotage.
Published Date: 16 novembre 2022
📌 « Comité de Pilotage » COPIL notarihan’ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fitsarana, R/toa RABY Savatsarah.
📍 Niompana tamin’ireo tetikasa sahanin’ny PAJMA na ny « Projet d’Appui à la Jutice à Madagascar » izay tohanan’ny AFD ny atrikasa. Fandinihana ireo tetikasa mbola tsy vita ny taona 2022 ity sy ireo vina hotratrarina amin’ny taona 2023 no votoantin-dresaky ny fivoriana.





























