Posted in Autres Evenements

FIVORIANA TARIK’ASA

📌 Fihaonana momba ny “Fandinihana ny fampiharana sy ny fandrosoan’ny tetikasa RCIPED (Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny andrim-panjakana ho fametrahana ny fanjakana tan-dalàna) izay natao tao amin’ny Tranombokin’ny Minisiteran’ny Fitsarana Faravohitra anio 09 Novambra 2022.
⭐ Notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fitsarana, Rtoa RABY SAVATSARAH sy ny mpandrindra ny Pnud (Programme des Nations Unies) ny fotoana.

Ireo nandray anjara tamin’izany:

– Mininsteran’ny Fitsarana
– UNDP
– CAP
– ARAI
– Ny Fitsarana Tampony
– Antenimierampirenena
– SEG
– FOTSY
– SAMIFIN
-MSP
– CSI
– CSO/TAZ