Jour : 7 novembre 2022
Posted in Actualités
Fananganan-tsaina.
Published Date: 7 novembre 2022
➡ Alatsinainy voalohany amin’ny volana Novambra, fananganan-tsaina 🇲🇬 natao tao amin’ny Fitsarana Tampony Anosy notarihan’ny Mpitahiry ny Tomboksem-panjakana Ministry ny Fitsarana, Atoa RAKOTOZAFY François.
➡Nisy ihany koa fidinana ifotony tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany Anosy Antananarivo.



















































