Jour : 26 septembre 2022
Posted in Actualités
Fananganan-tsaina.
Published Date: 26 septembre 2022
Fananganan-tsaina teto amin’ny tokotanin’ny Fonjaben’Antanimora izay notarihan’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjkana, Ministry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOZAFY François ary nampitàny ireo vaovao farany mahakasika ny fitokanana ny Lapan’ny Fitsarana tao Ambilobe ary koa ireo fotodrafitr’asa izay efa vonona hotokanana ary ny fananganana ny Fonjabe vaovao any Antsiranana.





























