Jour : 27 juin 2022
Posted in Actualités
Fananganan-tsaina teto amin’ny Fonjaben’Antanimora.
Published Date: 27 juin 2022
📸 Pejy an-tsary 27 Jona 2022.
🇲🇬 Fananganan-tsaina teto amin’ny Fonjaben’Antanimora.
📌 Nandritra ny fananganan-tsaina dia nitondra teny fisaorana sy fiarahabana an’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François ny Tale Jeneralin’ny Fandraharahana A/toa IRAMANJAFINIMALO RAFALY Omega amin’izao nahatratrarana ny asaramanitra izao. Nisaotra sy nankasitraka an’ireo Mpandraharaha ny Fonja nandray anjara tamin’ny Matso ny Ministra ary koa niarahaba ny mpiara-miasa rehetra tamin’ny fahatratrarana ny faha-62 taona nahazoana ny fahaleovan-tena izao.



























