Jour : 20 juin 2022
Posted in Actualités
FANANGANAN-TSAINA.
Published Date: 20 juin 2022
📸 Pejy an-tsary 20 Jona 2022.
🇲🇬 FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA.
📌 Amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia nanentana ny besinimaro ny Sekretera Jeneraly, R/toa RABY Savatsarah nandritra ny fandraisany fitenenana fa ilaina ny fananganana ny sainam-pirenena isaky ny tokantrano ho mariky ny fiandrianam-pirenena sy fiarahana mankalaza ny faha-62 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovan-tenan’ny Madagasikara.

























