Jour : 16 mai 2022
Posted in Actualités
Fananganantsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana.
Published Date: 16 mai 2022
📸 Pejy an-tsary 16 Mey 2022
🇲🇬 ⚖️ Fananganantsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitra izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François.