Jour : 9 mai 2022
Posted in Actualités
Fananganantsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitra.
Published Date: 9 mai 2022
📸 Pejy an-tsary 09 Mey 2022
🇲🇬 ⚖️ Fananganantsaina teto Faravohitra izay notarihanan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana A/toa RAKOTOZAFY François, niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny sy ny mpiara-miasa rehetra.