Posted in Actualités

Fivorian’ny Filan-kevitra Ambonin’ny Mpitsara (CSM) mandritra ny 3 andro, nanomboka omaly 06 Aprily 2022 ary mifarana rahampitso 08 Aprily 2022.

📸 PEJY AN-TSARY androany ALAKAMISY 07 APRILY 2022:

⚖️ Fivorian’ny Filan-kevitra Ambonin’ny Mpitsara (CSM) mandritra ny 3 andro, nanomboka omaly 06 Aprily 2022 ary mifarana rahampitso 08 Aprily 2022.
📌 Maro ireo lahadinika ho atao : anisan’izany ny fandrosoana eo amin’ny laharana, ny fanendrena amin’ny andraikitra vaovao, ny famindran-toerana…