Jour : 31 mars 2022
Posted in Actualités
Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOZAFY François eto Mahajanga
Published Date: 31 mars 2022
⚖️ Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOZAFY François eto Mahajanga :
👉 Fihaonana tamin’ireo Tompon’andraiki-panjakana eto Mahajanga
👉 Fihaonana tamin’ireo mpiara-miasa (Mpitsara, Mpirakidraharaha ary Mpandraharahan’ny Fonja) sy fanomezana toromarika amin’ny fanatsarana ny asa.


























































Posted in Autres Evenements
Dinikasa sy fifampizarana entina hiadiana @ kolikoly sy fanondranana an-tsokosoko ny biby sy zavamanaina no ifotoran’ ny tetikasa
Published Date: 31 mars 2022
📸 Pejy an-tsary androany 31 Martsa 2022
⚖️ Dinikasa sy fifampizarana entina hiadiana @ kolikoly sy fanondranana an-tsokosoko ny biby sy zavamanaina no ifotoran’ ny tetikasa (FORUM DE PARTAGE DANS LE CADRE DU PROJET DE LUTTE CONTRE LA CORRUPTION ET LE TRAFIC D’ESPECES SAUVAGES) natao tao amin’ny CARLTON MADAGASCAR

































































