Posted in Autres Evenements

Pejy an-tsary androany Alakamisy 02 Desambra 2021: Atrikasa momba ny fampafantarana ireo lalàna vaovao izay ataon’ny Sampandraharaha misahana ny Fanaparihana ny Lalàna aty Tsiroanomandidy.

Tsiahivina fa misy ny fandaharana momba ny « Zo sy Lalàna » ao amin’ny RNM isaky ny Alatsinainy (@8 ora alina) ary ny Alakamisy kosa ny amin’ny TVM (ao arianan’ny vaovao ariva @teny gasy).

Posted in Annonces et Informations

Concours d’entrée à l’ENMG : Résultat final – Filière Judiciaire

Posted in Annonces et Informations

ADY ATAO AMIN’NY HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHALAHY NA MAHAVAVY ( tohin’ny heloka mikasika ny herisetra):

3-Fanaovana fihetsika nalaina avy tamin’ny fomba amam-panao nentim-paharazana ka miteraka voka-dratsy ara-batana amina ankizy na vehivavy.
Sazy: 6 volana hatramin’ny 5 taona an-tranomaizina sy lamandy 100.000 ariary hatramin’ny 1.000.000 ariary
4- Fanolanana atao amin’ny vady na ny olona miombom-piainana (viol entre époux ou sur la personne engagée avec soi): izany hoe izay rehetra firaisana ara-nofo, na inona na inona karazany natao tamin’ny vady na ny olona miombom-piainana aminy tamin’ny alalan’ny herisetra, fanerena, fandrahonana.
Sazy: 2 taona hatramin’ny dimy taona an-tranomaizina sy lamandy 100.000 ariary hatramin’ny 1.000.000 ariary.