Posted in Autres Evenements

Pejy an-tsary ny Alahady 07 Novambra 2021 :

Fidiran’ireo mpianatra vaovoa 500 mianadahy ao amin’ny Sekolim-pirenena ho an’ny Mpandraharahan’ny Fonja (ENAP) ao Antetezambaro. Haharitra 12 volana ny faharetan’ny fiofanana.