Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fidinana ifotony tao amin’ny Fitsarana sy ny Fandraharahana ny Fonja ao Morondava.

Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza,tao amin’ny Fitsarana sy ny Fandraharahana ny Fonja ao Morondava.

Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fanatrehana ny lanonana famindrana fibaikoana tao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe (ACMIL)

Fanatrehan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza, ny lanonana famindrana fibaikoana tao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe (ACMIL)

Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fidinana ifotony natao tao Antsirabe

Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany (TPI) Antsirabe