Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fidinana ifotony teny amin’ny Fonjabe ao Imerintsiatosika

Fidinana ifotony notarihin’Atoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana nijery ny asa mialoha ny fanolorana ny Fonjabe ao Imerintsiatosika

Posted in Actualités

Pejy an-tsary androany Alakamisy 16 Septambra 2021

Faravohitra : Fandraisan’Atoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, ny Filoha sy ireo mpikambana vaovao ao amin’ny birao mandrafitra ny fikambanamben’ ny holafitry ny vadintany (Huissier) sy Mpanao Lavanty (Commissaire Priseur) eto Madagasikara