Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fivoriana momba ny zon’olombelona

Fivoriana momba ny zon’olombelona niarahana tamin’ny Fandaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny Fampandrosoana (PNUD) sy ny Ministeran’ny Atitany ary ny Fanapariaham-pahefana natao tao amin’ny Tranombokin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra.

Posted in Autres Evenements

Pejy an-tsary : fanaovam-baksiny

Fanaovam-baksiny andiany faharoa teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra. Tsindrona faharoa (2e dose) amin’ny vaksiny Astrazeneca, sambany kosa no nanaovana ny vaksiny Janssen tamin’ity.