Posted in Actualités

Pejy an-tsary : Fitsidihana tany Toliara

– Fitsidihana natao tao amin’ny Tribonaly ara-bola sy ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny Fanjakana eto Toliara, momba ny fampiasana ny teknolojia vaovao
– Fitsidihana ny ivotoerana Nathanaël, mpitaiza zaza kamboty reny, eto Toliara
– Fitsidihana ny fonjabe eto Toliara ho fanatsarana ny Asa
– Fivoriana arak’asa nihaon’ny Mpitahiry ny Fitombonkasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana, Atoa IMBIKI Herilaza, tamin’ireo Mpitsara eto anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany (TPI) sy ny Fitsarana Ambony (CA) , ny ao amin’ny Fitsarana misahana ny ady atao amin’ny Fanjakana (TA) ary ny ao amin’ny Fitsarana ara-bola (TF)
– Fotoam-pitsarana manetriketrika fametrahana ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Ambony (PGCA) eto Toliara, Atoa NIRINA Jean Désiré Arivoson.