Posted in Autres Evenements

Fikasana hamono ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara: Nandray ireo mpanao gazety Rtoa PGCA

Miroso ny fanadihadiana. Misy ny vaovao momba ilay raharaha fikasana hamono tompon’andraiki-panjakana maromaro, ka voalohany amin’ireo ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nisy androany 01 Aogositra 2021 tetsy amin’ny biraony etsy Anosy, ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Ambony « Procureure Générale près la Cour d’Appel » d’Antananarivo (PGCA) Rtoa Berthine RAZAFIARIVONY.

Afaka arahinao ao amin’ny pejy « facebook » ny valan-dresaka natao tamin’izany.