Posted in Actualités

Visite de Courtoisie

L’Ambassadeur de la Confédération Suisse en République de Madagascar, en Union des Comores et en République des Seychelles, résidant à Antananarivo, SEM Chasper Sarott, a rendu une visite de courtoisie auprès du Garde des Sceaux Ministre de la Justice, Johnny ANDRIAMAHEFARIVO.

La rencontre a été axée sur un bref aperçu de la relation bilatérale existante entre les deux pays.
L’Ambassadeur, d’affirmer que quelques pistes d’éventuelles coopérations ont été également évoquées durant l’entrevue.

Nitsidika ara fomba fifanajana an Andriamatoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana sady Ministry ny Fitsarana, ny Ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara, ny fiombonan’ny nosy Komaoro, ary ny Repoblikan’ireo nosy Seisela,izay monina eto Antananarivo ; androany teny Faravohitra.

Nifantohan’ny fihaonana, ny fanamafisana orina ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta, izay efa nanomboka tamin’ny taona 1961.