Archive mensuelles: août 2020

Août 26

Fotoam-pitsarana etsy Anosy : Hiverina amin’ny alatsinainy izao ny fitsarana ady madio

Hiverina amin’ny laoniny manomboka ny alatsinainy 31 aogositra 2020 ho avy izao ny fotoam-pitsarana etsy Anosy. Ho an’ny ady madio eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany (TPI) sy ny fitsarana ambony (CA) ireo. 3 andro mialoha dia ho hita eo amin’ny peta-drindrina (afisy) eo ivelan’ny Lapam-pitsarana ireo fotoam-pisarana sy ireo raharaha. Tsy maintsy hajaina ireo fepetra …

Continuer à lire »

Août 25

Fanampiana sosialim-bahoaka : Mirotsaka an-tsehatra ny ministeran’ny Fitsarana

Fokontany miisa 10 ato anatin’ny Boriborintany I – Faritra Analamanga no anjara sahanin’ny ministeran’ny Fitsarana amin’ny fizarana ireo fanampiana sosialim-bahoaka. Ho an’ny anio, dia ny Fokontany Amboasarikely sy Faravohitra ambony no hisitraka ny tohana, ho zaraina etsy amin’ny ANS Ampefiloha. Miisa 430 ireo hahazo ho an’Amboasarikely ary 270 kosa ho an’ireo mponina ao Faravohitra ambony. …

Continuer à lire »

Août 24

Ady amin’ny COVID-19 any am-ponja : Notolorana fanomezana ny ao Ambalatavoahangy

Ambetintenin’ny Mpitahiry kasem-panjakana sy Minisitry ny fitsarana Atoa Johnny ANDRIAMAHEFARIVO, ny fanatsarana amin’ny lafiny rehetra ary ny fanajana ny zon’olombelona. Tafiditra ao ny zon’ny voafonja. Momba ny ady atao amin’ny fipariahan’ny valanaretina COVID-19 any am-ponja, dia nanolotra fanomezana ny tao Ambalatavoahangy – Toamasina omaly ny ministeran’ny Fitsarana. Nitarika ny delagasiona ny Talen’ny kabinetra, notronin’ny Tale …

Continuer à lire »

Août 23

Une mutinerie s’est produite à la Maison Centrale de Farafangana.

Vers midi (12h) ce jour, des prisonniers se sont tranchés en deux (2) groupes, à l est et à l ouest de la Maison Centrale. Ceux du côté Ouest ont commencé à lancer des pierres sur les gardes pénitentiaires et ceux de l’Est ont forcé le passage via les toilettes. Les prisonniers ont également attaqués …

Continuer à lire »

Août 21

Tribunal de Première Instance Anosy : La salle d’audience n°06 fera peau neuve

Les travaux d’innovation au sein de l’appareil judiciaire continuent. Dans un état de délabrement avancé, la salle d’audience N°6 auprès du Tribunal de première instance (TPI) à Anosy fera désormais peau neuve. A cet effet, une réunion de travail entre le président du TPI, le Coordonateur du Projet d’appui à la justice à Madagascar (PAJMA) …

Continuer à lire »

Articles plus anciens «