Archive journalières: 15 juillet 2020

Juil 15

FAMPITAM-BAOVAO MOMBA NY FANDRAHARANA NY FONJA

Fonjan’Arivonimamo: voafonja 6 no mitondra ilay tsimokaretina covid 19. Efa noraisina an-tanana manokana izy ireo. Ny herinandro lasa teo,natao fitsirihana ara-pahasalamana avokoa ireo voafonja miisa 356 tazonina ao amin’ireo efitrano 7 ao amin’ny fonjan’Arivonimamo . Voafonja 6 no voamarina fa mitondra ilay tsimokaretina ka nandraisana fepetra manokana avy hatrany. Nafindra tao amin’ny «infirmerie» izy ireo, …

Continuer à lire »