Archive journalières: 3 juillet 2020

Juil 03

Fisokafan’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy: Naato noho ny fiabon’ny isan’ny voan’ny Covid-19

Ny aina no ambony ary ny fahasalamana no voalohan-karena. Noho ny fiakaran’ny isan’ny voan’ny valanaretina Covid-19 eto Antananarivo tao anatin’izay 48 ora izay, dia tsy maintsy nandray fanapahan-kevitra ny eo anivon’ny Lapan’ny fitsarana Anosy. Hahemotra amin’ny fotoana tsy voafetra indray ny fiverenana amin’ny laoniny amin’ny fotoam-pitsarana izay nokasaina hosokafana ny alatsinainy 06 Jolay izao. Izany …

Continuer à lire »