Archive journalières: 1 juillet 2020

Juil 01

Fampitam-baovao

Raharaham-pitsarana: Hanomboka ny alatsinainy izao ny lamina vaovao etsy amin’ny Tribonaly Anosy Tao aorian’izay 3 volana fihibohana noho ny valan’aretina Covid-19 izay, dia mihatra manomboka ny alatsinainy 6 Jolay 2020 ho avy izao ny lamina hamerenana amin’ny laoniny ny fotoam-pitsarana etsy amin’ny Lapam-pitsarana Anosy. Izany dia ho fitsinjovana indrindra ny vahoaka manan-draharaha sy antotan-taratasy voatery …

Continuer à lire »