«

»

Juin 22

Communiqué de presse/ Fampitam-baovao

Cérémonie de remise de galons de l’administration pénitentiaire:
Le Garde des Sceaux, ministre de la Justice lance un appel à la responsabilité

Une cérémonie de remise de galons s’est déroulée ce lundi 22 juin 2020 dans l’enceinte du ministère de la Justice à Faravohitra. Ils sont cinq (5) à être nouvellement promus, au grade équivalent au grade de général au sein de l’armée.

Au grade d’Inspecteur d’Administration Pénitentiaire en Chef, 2e échelon :
RALISAONA Arsène, RAZAFINDRANAMANA Pierrot, ANDRIAMPARANY Cyriaque et RAVELOSON Tafaly Andriamaronosy

Au grade d’Inspecteur d’Administration Pénitentiaire en Chef, 4e échelon :
NOTAHINIMARO Fridin

Dans son allocution, le Garde des Sceaux et ministre de la Justice Johnny ANDRIAMAHEFARIVO a lancé un appel à la responsabilité à l’endroit de tout le personnel. « Suivant la vision Velirano du Président de la République de Madagascar, la lutte contre la corruption fait partie des priorités. A commencer par l’appareil judiciaire. Des efforts ont été entrepris. Beaucoup reste à faire. J’en appelle donc à la responsabilité de tous pour mener à bien notre mission. Il ne s’agit pas seulement de la responsabilité du personnel de la justice et de l’administration pénitentiaire, mais de tous les citoyens » a-t-il déclaré.

Par ailleurs, le numéro Un de la Justice n’a pas manqué d’adresser d’ores et déjà ses vœux au peuple Malagasy en cette veille du 60e anniversaire de l’indépendance de Madagascar.

 


Lanonana fanolorana galona eo anivon’ny fandraharana ny fonja:
Nanao antso avo ho amin’ny fandraisana andraikitra ny minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry Tombokasem-panjakana

Tontonsa androany alatsinainy 22 jiona 2020 teo an-tokontanin’ny ministeran’ny Fitsarana ety Faravohitra ny lanonana fanolorana galona eo anivon’ny fandraharana ny fonja. Marihina fq mitovy laharam-boninqhitra amin’ny jeneraly eo anivon’ny tafika ireto galona natolotra miisa dimy (5) ireto.

Eo amin’ny laharam-boninahitra « Inspecteur d’Administration Pénitentiaire en Chef, 2e échelon » :
RALISAONA Arsène, RAZAFINDRANAMANA Pierrot, ANDRIAMPARANY Cyriaque et RAVELOSON Tafaly Andriamaronosy

Eo amin’ny laharam-boninahitra « Inspecteur d’Administration Pénitentiaire en Chef, 4e échelon » :
NOTAHINIMARO Fridin

Tao anatin’ny lahateny nataony, dia nanao antso avo ho amin’ny fandraisana andraikitra ny minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry Tombonkasem-panjakana Johnny ANDRIAMAHEFARIVO. « Araka ny Velirano nataon’Andriamatoa Filoham-pirenena, dia mitana ny loha-laharana ny ady amin’ny kolikoly. Voalohany amin’izany ny fitsarana sy ny fandraharana ny fonja. Misy ny ezaka efa natomboka. Fa mbola maro koa no mila tontosaina mba hahatomombana ny asa. Tsy adidin’ny mpiasan’ny fitsarana sy ny fandraharana ny fonja irery nefa izany, fa adidin’ny olom-pirenena tsy ankanavaka » hoy ny nambarany.

Etsy ankilany, dia tsy nanadino ny naneho ny firarian-tsoa ho an’ny vahoaka Malagasy ny minisitry ny Fitsarana, amin’izao ankatoky ny faha-60 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao.