Archive journalières: 11 juin 2020

Juin 11

Fihaonana teo amin’Andriamatoa mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana sy ny Ambasadoaro ny Japon

Tonga nitsidika ny mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana Jhonny Richard ANDRIAMAHEFARIVO ny 11 jona 2020 lasa teo ny Ambasadoaro ny Japon eto Madagasikara HIGUCHI Yoshihiro. Nivoitra nandritry ny fihaonana tamin’izany ny fitohizan’ny fiaraha-miasa miaraka eo amin’ny Madagasikara sy ny Japon eo amin’ny lafin’ny tontolon’ny Fitsarana ka vonona ny hanome tanana amin’ny ady amin’ny kolikoly, …

Continuer à lire »