Archive mensuelles: juin 2020

Juin 30

Fanalefahan-tsazy faobe avy amin’ny Filoham-pirenena : mampihena ny isan’ny voafonja

Toy ny isan-taona amin’ny fankalazana ny fetim-pirenena, dia nanome fanalefahan-tsazy faobe ho an’ireo voafonja voasokajy manokana ho afaka misitraka izany ny Filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina. Izany dia miainga avy amin’ny tatitra nataon’ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana Johnny Andriamahefarivo. Mampihena ny isan’ny voafonja manerana an’i Madagasikara izao, indrindra amin’ny ady atao amin’ny fipariahan’ny tsimokaretina …

Continuer à lire »

Juin 29

Faha-60 taonan’ny fahaleovantena : nandray anjara mavitrika tamin’ny matso ny fandraharana ny fonja

Toy ny isan-taona, dia tsy diso anjara tamin’ny matso natao tetsy amin’ny araben’ny Fahaleovantena ho fankalazana ny fetim-pirenena ny avy ao amin’ny fandraharana ny fonja (administration pénitentiaire). Nitarika izany na « commandant de formation », ny « inspecteur d’administration pénitentiaire (IAP) 1ère classe 5ème échelon » Andriamamonjiarijaona Laza Nestor Samuelson. Narahin’ny mpitondra ny fanevan’ny fandraharana …

Continuer à lire »

Juin 29

Naoty

Juin 29

Comptabilité : l’équipe du PAJMA en formation

Une vague de formation pour l’équipe du Projet d’appui à la justice Malagasy (PAJMA). Durant les trois premiers jours, elle était axée sur la comptabilité publique, la comptabilité générale et la comptabilité matière. Les acteurs budgétaires du PAJMA étaient les bénéficiaires de cette première vague. En effet, le service financier du PAJMA est chargé de …

Continuer à lire »

Juin 23

Communiqué de presse

Lutte contre le Covid-19 : des dons pour améliorer la situation des détenus dans les prisons de Madagascar Une cérémonie de signature de convention et de remise de dons s’est déroulée ce jour dans l’enceinte du ministère de la Justice à Faravohitra. Dans le cadre des appuis du Système des Nations Unies (SNU) au gouvernement …

Continuer à lire »

Articles plus anciens «