Archive journalières: 2 décembre 2019

Déc 02

Fankalazana ny fahafolo taonan’ny Fitsarana Ambony Antsiranana

Nitodi-doha taty amin’ny tapany avaratry ny Nosy ny fianakaviamben’ny Fitsarana, satria dia ankalazaina ny 02 sy 03 desambra 2019 ny fankalazana ny fahafolo taonan’ny Fitsarana Ambony Antsiranana. Nanome voninahitra izany fotoana izany ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RANDRIANASOLO Jacques ; niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny Minisitera, sy ireo tompon’andraikitra sasantsasany ao …

Continuer à lire »