Archive mensuelles: décembre 2019

Déc 11

Fametrahana tamin’ny toerany ny Filoha Voaloahany eo amin’ny Fitsarana Ambony Toamasina

Omaly 10 desambra 2019 no napetraka tamin’ny toerany ho Filoha Voaloahany eto amin’ny Fitsarana Ambony (Premier Président de la Cour d’Appel) Toamasina, i Andriamatoa RAZAFIARISON Hery. Nandritra ny fotoana nandraisany fitenenana dia nanambara ity farany fa : . hojerena manokana ny fandrindrana ny raharaha mahakasika ny ady tany izay tena miteraka resabe eto an-toerana ; …

Continuer à lire »

Déc 09

Continuité de la Coopération Judiciaire entre la France et Madagascar

Dans le cadre de la continuité de la Coopération Judiciaire entre la France et Madagascar, et faisant suite au Projet « Appui à la sécurité judiciaire et juridique à Madagascar » (ASEJJ) financé par l’Ambassade de France ; le Projet d’Appui à la Justice à Madagascar (PAJMA) est financé par l’Agence Française de Développement à …

Continuer à lire »

Déc 04

Journées des Chefs de Juridictions du ressort de la Cour d’Appel d’Antsiranana

En collaboration avec le Projet d’Appui à la Justice à Madagascar (PAJMA) ; le Ministère de la Justice a organisé les 4 & 5 décembre, les Journées des Chefs de Juridictions du ressort de la Cour d’Appel d’Antsiranana. En présence des Chefs de cette Cour, et une délégation dirigée par le Procureur Général près la …

Continuer à lire »

Déc 02

Fankalazana ny fahafolo taonan’ny Fitsarana Ambony Antsiranana

Nitodi-doha taty amin’ny tapany avaratry ny Nosy ny fianakaviamben’ny Fitsarana, satria dia ankalazaina ny 02 sy 03 desambra 2019 ny fankalazana ny fahafolo taonan’ny Fitsarana Ambony Antsiranana. Nanome voninahitra izany fotoana izany ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RANDRIANASOLO Jacques ; niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny Minisitera, sy ireo tompon’andraikitra sasantsasany ao …

Continuer à lire »