Archive journalières: 22 novembre 2019

Nov 22

Fametrahana ny Tonia Mpampanoa Lalàna Ambony eo anivon’ny Fitsarana Ambony Toliara sy fitokanana ireo fotodrafitr’asa vaovao

Nandritra ny lanonam-pitsarana manetriketrika notanterahina ny marainan’ny 22 novambra no nametrahana teo amin’ny toerana maha-Tonia Mpampanoa Lalàna Ambony eo anivon’ny Fitsarana Ambony Toliara, an’Andriamatoa Jean Norbert. Raha nandray fitenenana izy dia nanome toky fa ho ataony laharam-pahamehana ny fanafainganana ny raharaham-pitsarana sy ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly ary ny tsy fandriam-pahalemana. Niantso ny rehetra …

Continuer à lire »