Archive journalières: 19 novembre 2019

Nov 19

Fihanianan’Andriamatoa RAZAFIARISON Hery Harizandry, Filoha Voalohany ao amin’ny Fitsarana Ambony Toamasina

Notontosaina ny marainan’ny 19 novambra 2019 tao amin’ny Fitsarana Tampony tao Anosy ny fihanianan’Andriamatoa RAZAFIARISON Hery Harizandry, izay voatendry ho Filoha Voalohany ao amin’ny Fitsarana Ambony Toamasina. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RANDRIANASOLO Jacques ; izay notronin’ny fianakaviamben’ny Fitsarana. Nitarika izany lanonam-pitsarana izany ireo Lehiben’ny Fitsarana Tampony …

Continuer à lire »

Nov 19

Amélioration de la prise en charge globale de la tuberculose et de l’infection au VIH en milieu carcéral

L’institut Pasteur de Madagascar (IPM) s’est engagé à porter un nouveau projet d’une durée de 3 ans intitulé « Amélioration de la prise en charge globale de la tuberculose et de l’infection au VIH en milieu carcéral » dont le lancement officiel a eu lieu les 6 et 7 novembre 2019. Bien souvent dans le …

Continuer à lire »