Archive journalières: 14 août 2019

Août 14

Fitokanana ny Lapan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany tao Morombe

Ny alatsinainy 12 aogositra 2019 no notanterahina ny fitokanana ny Lapan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany teto Morombe, Faritra Atsimo Andrefana. Ity lapa ity dia simban’ny rivo-doza taona vitsy lasa izay, ka fiaraha-miasa tamin’ny Fandaharanasan’ny Firenena Mikambana ho an’ny Fampandrosoana (PNUD) no nahafahana nanao izao fanavaozana izao. Tonga nitokana izany ny Minisitry ny Fitsarana niaraka tamin’Andriamatoa Sekretera …

Continuer à lire »