Archive journalières: 24 septembre 2018

Sep 24

Iray volan’ny Famotsoran-keloka

Nosokafana androany tamin’ny fomba ofisialy ny atrik’asa mahakasika ny « famotsoran-keloka ho an’ny fitazonana basy tsy ara-dalàna », izay atao mandritra ny roa (02) andro eny amin’ny Cercle Mess Fiadanana. Tonga nanokatra izany teny Fiadanana ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian ; izay sady mpiahy izao atrik’asa fampiofanana izao. Nanotrona azy tamin’izany ny mpikambana sasantsasany …

Continuer à lire »