«

»

Jan 17

Report du Concours d’entrée à l’ENAP

FILAZANA

Araka ny didim-pitondrana iraisan’ny Ministera nasiam-panovàna laharana 24 890/2016-MJ/MFPRATLS/DIRENAP/C.16 nivoaka ny 18 Novambra 2016 dia mampandre antsika rehetra mpiadina ho amin’ny fanadinana fifaninana hidirana ho mpandraharaha ny Fonja izay tokony hatao ny faha 28 Novambra 2016 ho avy izao dia nahemotra ho amin’ireto daty ireto :

03 – 04 – 05 martsa 2017 ny fanadianana an-tsoratra

06 – 07 martsa 2017 kosa ny fanadinana ara-panatanjahantena

Hilazana ihany koa ny mpiadina fa tsy azo atao intsony ny manova toeram-panadinana fa izay natao tao anaty fangatahana fifaninana ihany no manankery.